|
|
|
|

Entrée1  ray aman-dreny
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] ny ray sy ny reny niteraka
4  [1.62][raiamandreny] lehilahy na vehivavy omena haja sy hasina ary to teny eo amin' ny fiarahamonina
Explications en anglais  5  [1.2] a benefactor, a patron; lit. father and mother
Explications en français  6  [1.3#500] père et mère, un bienfaiteur, celui qui remplace les parents, les principaux chefs civils d'un état
terme honorifique donné au peuple
7  [2.415] un bienfaiteur est un père et une mère. Expression très employée pour remercier d'un bienfait
Exemples  8  [2.470] Hitany tao ny nahafaty an-dray aman-dreniny nifanao tapa-bolana monja
9  [2.131] Hoy ny ray aman-dreny iza izao Andriamingodonamanavona izao ka miady izay tsy ho tia ray aman-dreny aloha?
Mots élémentaires  10  ray, amana, reny
Autres orthographes  11  raiamandreny, rayamandreny
Analogues  12  zokiolona
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot ray aman-dreny

Anagrammes  15  raiamandreny, ray aman-dreny

Mis à jour le 2025/01/21